Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Ghana

Nungua Police Checkpoint

Hse. No. J 348/4

Tema Beach Road

Nungua

ACCRA

GHANA

+233 30-701-0110

+233 30-2712-456

+233 30-2712-457

+233 30-2712-458

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny twi, éwé, ga, dangme, nzema, frafra, ary dagaare. Manao raki-peo sy raki-tsary amin’ny teny twi sy éwé ary ga. Manorina Efitrano Fanjakana 60 eo ho eo isan-taona, ary mandefa boky an’arivony taonina manerana an’i Ghana.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.