Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Fidji

19 St. Fort Street

SUVA

FIDJI

+679 330-4766

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Manara-maso ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Fidji, Kiribati, Tuvalu, ary Nauru. Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny teny fidjianina, kiribati, tuvalu, rotumien, ary nauru.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.