Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Failandy

Puutarhatie 60

FI-01300 VANTAA

FAILANDY

+358 9-825-885

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.30–4.00

Maharitra adiny 1 sy 30 minitra

Mampiavaka azy

Mandamina ny fitoriana ataon’ireo Vavolombelon’i Jehovah 29 000 eo ho eo any Estonia, Failandy, Letonia, ary Litoania ny biraon’ny sampan’i Failandy. Miandraikitra ny fandikana boky sy gazety ara-baiboly amin’ny fiteny enina sy amin’ny tenin’ny tanana efatra.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.