Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Etiopia

Jehovah’s Witnesses, Yeka sub-city, Wereda 12;

House 161 on Kotebe Road; 1 km past

Kotebe College for Teachers Education

ADDIS-ABEBA

ETIOPIA

 +251 11-660 3611

+251 91-121-3489 (Finday)

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.20–4.00

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny etiopianina dimy. Manara-maso ny asa fampianarana Baiboly any Etiopia sy any amin’ny firenena manodidina. Manara-maso ny asa fanorenana Efitrano Fanjakana.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.