Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Espaina

Testigos Cristianos de Jehová

Ctra. M-108 Torrejón-Ajalvir, km. 5

28864 AJALVIR (MADRID)

ESPAINA

+34 918-879-700

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.30–12.00; tolakandro: 2.30–4.30

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny teny basque, catalan, espaniola, galicien, tenin’ny tanana espaniola, ary valencien. Mamoaka boky amin’ny teny espaniola, soratra Braille koa. Misy tantaran’ny Vavolombelon’i Jehovah any Espaina, mandritra ny fitsidihana.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.