Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Danemark

Stenhusvej 28

DK-4300 HOLBAEK

DANEMARK

+45 59-45-60-00

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 9.00; 10.30; tolakandro: 1.30; 3.00

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Ny biraon’ny sampan’i Skandinavia no manara-maso ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah miisa 50 000 eo ho eo any Danemark, Groenlandy, Islandy, Norvezy, Nosy Féroé, ary Soeda. Izy koa no manara-maso ny fandikana boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny enina sy fiteny telo amin’ny tenin’ny tanana, sy ny famokarana raki-peo sy video amin’ny sasany amin’ireo fiteny ireo.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.