Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Cuba

Ave. 15 #4608 e/ 46 y 48

PLAYA, LA HABANA

CUBA

+53 7 204 7598

+53 7 204 1026

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 9.00–11.00; tolakandro: 2.00–4.00

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny tenin’ny tanan’ny avy any Cuba. Manara-maso ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah 95 843 any Cuba.