Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Côte d’Ivoire

Rue J-58 - Lot 1758

Deux-Plateaux

3ème tranche, Vallon

ABIDJAN

CÔTE D’IVOIRE

+225 2241-3606

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Tolakandro: 2.00–4.00

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny abbey, attié, baoulé, bété, gouro, guéré, sénoufo, ary yacouba. Manao raki-peon’ny bokikely sy tantara an-tsehatra amin’ny fiteny maromaro.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.