Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Brezila

Rodovia SP-141 - km 43

CESÁRIO LANGE-SP

18285-901

BREZILA

+55 15-3322-9000

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–10.00; tolakandro: 1.00–3.00

Maharitra adiny 1 sy 40 minitra

Mampiavaka azy

Manao pirinty Baiboly sy boky ary bokikely miisa 36 tapitrisa. Mandefa boky sy gazety 7 000 taonina eo ho eo isan-taona, amin’ny fiteny 90 mahery.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.