Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Barbade

Watch Tower Bible and Tract Society

Crusher Site Road

Prospect

BB 24012 ST. JAMES

BARBADE

+1 246-438-0655

+1 246-424-9172 (Fax)

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Manara-maso ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah any amin’ny nosy lehibe valo sy any amin’ireo nosy kely kokoa. Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny teny kreôla.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.