Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Arzantina

Roseti 1084

C1427BVV CDAD. AUT. DE BUENOS AIRES

ARZANTINA

+54 11-3220-5900

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.30–4.30

Maharitra adiny telo

Mampiavaka azy

Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny tenin’ny tanan’ny avy any Arzantina sy fiteny efatra eo an-toerana. Manao pirinty ny gazety, bokikely, taratasy mivalona, ary zavatra hafa ho an’i Arzantina sy Orogoay.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.