Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Alemaina

Jehovas Zeugen

Am Steinfels 1

65618 SELTERS

ALEMAINA

+49 6483-41-0

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–10.00; tolakandro: 1.00–3.00

Maharitra adiny roa

Adiny iray koa ny mijery an’ilay fampirantiana ny tantara

Milazà mialoha raha be dia be ianareo no hiara-mitsidika

Mampiavaka azy

Ny biraon’ny sampana any Selters, any Alemaina, no manara-maso ny asa fitoriana any Aotrisy, Alemaina, Liechtenstein, Luxembourg, ary Soisa. Aseho ao ny tantaran’ny Vavolombelon’i Jehovah any amin’ireo tany any Eoropa Afovoany ireo. Manao pirinty sy mandefa boky sy gazety any amin’ny fiangonana 16 000 mahery any amin’ny firenena 51 koa io sampana io.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.