Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Afrika Atsimo

1 Robert Broom Drive East

Rangeview

KRUGERSDORP

1739

AFRIKA ATSIMO

+27 11-761-1000

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 7.45–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny roa

Mampiavaka azy

Manao pirinty boky, gazety, bokikely, ary taratasy mivalona, amin’ny fiteny 130 mahery, ary mandefa azy ireny any amin’ny fiangonana 15 000 mahery, any amin’ny firenena 20. Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny 23. Manampy amin’ny fanorenana Efitrano Fanjakana any amin’ny firenena 42.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.