Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

10 AOGOSITRA 2015
ZIMBABWE

Fivoriambe Iraisam-pirenena 2014: Resadresaka Amin’ny Minisitry ny Fizahan-tany any Zimbabwe

Fivoriambe Iraisam-pirenena 2014: Resadresaka Amin’ny Minisitry ny Fizahan-tany any Zimbabwe

Nisy resadresaka nifanaovana tamin’i Walter Mzembi, Minisitry ny Fizahan-tany sy Fandraisam-bahiny any amin’ny Repoblikan’i Zimbabwe, tany amin’ny foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah. Noresahiny hoe inona no vokatr’ilay fivoriambe iraisam-pirenena nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’ny Aogositra 2014.