Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

10 AOGOSITRA 2015
ZIMBABWE

Fivoriambe Iraisam-pirenena 2014: Resadresaka Amin’ny Solontenan’ny Sampana any Zimbabwe

Fivoriambe Iraisam-pirenena 2014: Resadresaka Amin’ny Solontenan’ny Sampana any Zimbabwe

Nisy fanadinadinana natao tamin’i John Jubber, solontenan’ny biraon’ny sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Zimbabwe, tany New York. Noresahiny hoe inona no vokatr’ilay fivoriambe iraisam-pirenena nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah tany Harare tamin’ny Aogositra 2014.