Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

VAOVAO

Zimbabwe

10 AOGOSITRA 2015

Fivoriambe Iraisam-pirenena 2014: Resadresaka Amin’ny Solontenan’ny Sampana any Zimbabwe

Noresahin’i John Jubber hoe inona no vokatr’ilay fivoriambe iraisam-pirenena nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah tany Harare tamin’ny Aogositra 2014.

10 AOGOSITRA 2015

Fivoriambe Iraisam-pirenena 2014: Resadresaka Amin’ny Minisitry ny Fizahan-tany any Zimbabwe

Nisy resadresaka nifanaovana tamin’i Walter Mzembi tany amin’ny foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah. Noresahiny hoe inona no vokatr’ilay fivoriambe iraisam-pirenena nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah tany Harare tamin’ny Aogositra 2014.

10 AOGOSITRA 2015

Herintaona Izay Ilay Fivoriambe Manan-tantara, ary Manomboka Indray ny Fivoriambe 2015 “Tahafo i Jesosy”

Lasa ambentin-dresaka amin’ny vaovao ilay fivoriambe iraisam-pirenena tamin’ny 2014 tany Zimbabwe, ka tsindrian-daona ny rehetra amin’ny fivoriamben’ny vondrom-paritra amin’ity taona ity.