Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

VAOVAO

Ukraine

6 JOLAY 2015

Nalefa Mivantana Tany Amin’ny Faritra Misy Ady any Ukraine Ilay Fivoriana Manokana

Nisy fivoriana manokana nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’ny 14 Febroary 2015, mba hampaherezana an’ireo mpiara-mivavaka aminy 17 000 mahery any amin’ny faritra misy ady.

21 NOVAMBRA 2014

Vaovao Fanampiny: Manampy An’ireo Tsy Maintsy Mifindra Toerana ny Vavolombelon’i Jehovah any Ukraine

Vavolombelona an’arivony no niala tany amin’ny faritra atsinanan’i Ukraine, noho ny ady. Mbola manampy azy ireo ny biraon’ny sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Ukraine.

18 JOLAY 2014

Vaovao Farany Momba ny Vavolombelon’i Jehovah any Ukraine sy Crimée

Hanao fivoriambe 40 eo ho eo ny Vavolombelona any Ukraine sy Crimée na eo aza ny hotakotaka. Hazavaina any fa mbola hilamina ny tany manontolo.