Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

VAOVAO

Rosia

21 MARTSA 2017

Entanina ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany mba Hanohana ny Mpiara-mivavaka Aminy any Rosia

Kely sisa dia ho voarara ny fivavahan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Rosia. Manohana azy ireo ny mpiara-mivavaka aminy eran-tany, ka manoratra any amin’ireo olona ambony any. Jereo ato ny toromarika momba izany.

22 SEPTAMBRA 2016

Hevitry ny Manam-pahaizana: Ampiasain’i Rosia Hanenjehana ny Vavolombelon’i Jehovah ny Lalàna Hiadiana Amin’ny Fikambanana Mahery Fihetsika

Ho hitanao ato ny fanadinadinana manam-pahaizana fanta-daza, ary hizara telo izany ka ity no Fizarana voalohany. Manam-pahaizana manokana momba ny fivavahana sy ny politika ary ny fiaraha-monina izy ireo, ary misy koa nandalina ny tantaran’ny Firaisana Sovietika sy ny zava-nitranga taorian’izay.

11 AOGOSITRA 2016

Mandrahona ny Hanakatona ny Foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah any Rosia ny Manam-pahefana Any

Naharay taratasy fampitandremana ofisialy ny Vavolombelon’i Jehovah any Rosia hoe mety horarana ny fivavahan’izy ireo.