Korea Atsimo

24 AOGOSITRA 2018

Mahavelom-panantenana ny Olona Tsy Mety Manao Miaramila ny Zavatra Hataon’ny Fitsarana Tampony Tsy ho Ela

Amin’ny 30 Aogositra 2018 no hodinihin’ny Fitsarana Tampony any Korea Atsimo ilay didy navoakan’ny Fitsarana Momba ny Lalàm-panorenana mba hitsinjovana an’ireo tsy manao miaramila noho ny feon’ny fieritreretany.

12 DESAMBRA 2014

Fivoriambe Iraisam-pirenena Tany Séoul Namoahana Baiboly Vaovao

Navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’ilay fivoriambe iraisam-pirenena hoe “Katsaho Foana Aloha ny Fanjakan’Andriamanitra!” Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao nohavaozina amin’ny teny koreanina.

14 FEBROARY 2014

Miova ny Fiheveran’ny any Korea Atsimo An’ireo Tsy Manao Miaramila

Mihamaro izao ny Koreanina Tatsimo mifidy hoe aleo avela hanao fanompoana sivily ireo tsy manaiky hanao raharaha miaramila.