Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

VAOVAO

Japon

29 APRILY 2016

Horohoron-tany Tany Japon

26 NOVAMBRA 2014

Ampian’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Tra-boina any Hiroshima

Nisy tany nihotsaka tany Hiroshima satria nisy oram-be nivatravatra. Olona 74 teo ho eo no maty ary 1 600 mahery no tsy maintsy nafindra toerana. Nandefa mpiasa an-tsitrapo avy hatrany ny biraon’ny sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Japon mba hanampy amin’ny fanadiovana.