Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

25 DESAMBRA 2012
FRANTSA

Averin’i Frantsa ny Volan’ny Vavolombelon’i Jehovah: Adinadinina i Jean-Claude Pons

Averin’i Frantsa ny Volan’ny Vavolombelon’i Jehovah: Adinadinina i Jean-Claude Pons

Hazavain’i Jean-Claude Pons, solontenan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Frantsa, hoe nahoana ny fanjakana frantsay no namerina 6 tapitrisa euros mahery (8 000 000 dolara mahery) tamin’ny Vavolombelon’i Jehovah.