Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

VAOVAO

Frantsa

25 DESAMBRA 2012

Video: Averin’i Frantsa ny Volan’ny Vavolombelon’i Jehovah

Manazava ny solontenan’ny Vavolombelon’i Jehovah hoe nahoana no naverin’ny fanjakana frantsay tamin’ny Vavolombelona ny vola 6 tapitrisa euros mahery.

12 DESAMBRA 2012

Averin’i Frantsa ny Vola Nalainy Tamin’ny Vavolombelon’i Jehovah

Namerina 6 373 987, 31 euros tamin’ny Vavolombelon’i Jehovah ny fanjakana frantsay, tamin’ny 11 Desambra 2012. Naharitra 14 taona ny ady momba an’izany teny amin’ny fitsarana.