Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

3 JONA 2013
ETAZONIA

Havaozina ny Stanley Theater

Havaozina ny Stanley Theater

Nisy fanamboarana be natao tao amin’ilay toerana manan-tantara hoe Stanley Theater ao New Jersey, ary Vavolombelon’i Jehovah maro no nanolo-tena an-tsitrapo hanao izany. Efa ho 30 taona izao io toerana io no nampiasain’izy ireo hanaovana fandaharana fampianarana Baiboly maimaim-poana.