Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

17 DESAMBRA 2012
ETAZONIA

Tifitra Variraraka Tany Amin’ny Sekoly any Connecticut

Tifitra Variraraka Tany Amin’ny Sekoly any Connecticut

Nisy tifitra variraraka tao amin’ny sekoly iray tany Connecticut, any Etazonia, tamin’ny zoma 14 Desambra 2012. Araka ny tatitra nomen’ny filazam-baovao dia 27, fara fahakeliny, no maty, anisan’izany ilay lehilahy nitifitra sy ny ankizy 20. Asehon’ireo tatitra voaray voalohany fa ankizy Vavolombelona roa, fara fahakeliny, no tao amin’ilay sekoly tamin’ny fotoana nitrangan’ilay loza. Tsy nisy naratra izy ireo. Manampy sy mampionona ny fianakaviana sy ny fiaraha-monina nianjadian’iny loza iny ny Vavolombelon’i Jehovah any an-toerana.

Filazam-baovao: J. R. Brown, Biraon’ny Filazam-baovao, tel. +1 718 560 5000