Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

20 MEY 2013
VAOVAO ERAN-TANY

Fivoriamben’ny Vondrom-paritry ny Vavolombelon’i Jehovah 2013

Fivoriamben’ny Vondrom-paritry ny Vavolombelon’i Jehovah 2013

Niresaka momba ny fivoriamben’ny vondrom-paritra 2013 i J. R. Brown, mpitondra tenin’ny Vavolombelon’i Jehovah. ‘Ny Tenin’Andriamanitra no Fahamarinana!’ no foto-kevitr’izy io ary nohazavainy hoe nahoana izy io no tena miavaka.