Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

VAOVAO

Vaovao Eran-tany

30 APRILY 2015

Hanomboka Amin’ny Volana Mey ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2015 Ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah

Hitanao ao amin’ilay fivoriamben’ny vondrom-paritra hoe “Tahafo i Jesosy” ny soa raisina rehefa manahaka azy. Hatao any amin’ny toerana samy hafa izy io, manomboka ny volana Mey 2015 ka hatramin’ny Janoary 2016.

3 OKTOBRA 2017

Tatitra Momba ny Rivo-doza Irma

Tatitra avy amin’ny biraon’ny sampana any Barbade, Etazonia, Frantsa, ary Repoblika Dominikanina.

30 MARTSA 2017

Mikarakara Fotoan-dehibe Maromaro Azon’ny Rehetra Atrehina ny Vavolombelon’i Jehovah Amin’ity 2017 Ity

Miara-misalahy ny Vavolombelona eran-tany mba hanasana ny olon-drehetra hanatrika ny fotoan-dehibe karakarain’izy ireo. Hisantatra an’izany ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy.