Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

VAOVAO

Alemaina

24 NOVAMBRA 2016

Fahatsiarovana An’ireo Gadra Nafahana Tany Brandebourg: Ny Vavolombelon’i Jehovah no Tena Voaresaka

Vavolombelona 127 no novonoina ho faty tao amin’ny Fonja Brandenburg an der Havel, tany Alemaina, teo anelanelan’ny 1940 sy 1945. Ry zareo no tena voaresaka tamin’ilay fankalazana.

12 SEPTAMBRA 2014

Fahatsiarovana ny Namonoan’ny Nazia An’ilay Vavolombelon’i Jehovah

Ho fanamarihana ny faha-75 taonan’ny namonoana an’i August Dickmann, dia hisy fandaharana atao ao amin’ny Tranombakok’i Brandebourg, ny 16 Septambra 2014. Izy no voalohany novonoin’ny Nazia teny imason’olona tamin’ireo tsy nety nanao miaramila noho ny feon’ny fieritreretany, tamin’ny Ady Lehibe II.

7 APRILY 2014

Maty teo Amin’ny Faha-102 Taonany i Richard Rudolph, Gadra Taloha Tany Amin’ny Toby Fitanana

Nigadra 19 taona mahery teo ambany fitondran’ny Nazia sy ny Kominista ilay Vavolombelon’i Jehovah atao hoe Richard Rudolph, noho ny zavatra ninoany.