Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

VAOVAO ARA-PITSARANA SY ZON’OLOMBELONA

Ukraine

28 AOGOSITRA 2015

Miaro ny Zo Tsy Hanao Miaramila ny Fitsarana Ambony any Ukraine na Tsy Mandry aza ny Tany

Eken’ny fitsarana any Ukraine fa tokony harovana ilay zo fototra hoe tsy manao miaramila noho ny feon’ny fieritreretana, na dia rehefa tsy mandry aza ny tany.

10 JOLAY 2015

Enjehina Noho ny Finoany ny any Amin’ny Faritra Atsinanan’i Ukraine

Nisy olona nirongo fiadiana naka an-keriny sy nampijaly Vavolombelona 26, noho izy ireo tsy mety manaraka ny finoan’ny Ortodoksa sady tsy mitsabaka amin’ny politika. Tsy nanaiky lembenana mihitsy anefa ireo Vavolombelona.

8 JONA 2015

Manaja ny Zo Tsy Hanao Miaramila i Ukraine na Tsy Mandry aza ny Tany

Nandidy ireo fitsarana iokrenianina fa tsy hoe rehefa voatohintohina ny filaminam-pirenena dia tsy hohajaina ny zo tsy hanao miaramila noho ny feon’ny fieritreretana.