Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

VAOVAO ARA-PITSARANA SY ZON’OLOMBELONA

Rwanda

9 JONA 2016

Manohitra ny Fanavakavahana Fivavahana any An-tsekoly i Rwanda

Maivamaivana ny mpianatra Vavolombelon’i Jehovah noho ny ezaka ataon’ny fanjakana mba hiarovana ny fahalalahana ara-pivavahana.

2 JOLAY 2015

Manameloka ny Fanavakavahana Fivavahana ny Fitsarana any Rwanda

Manan-jo hanaraka izay fivavahana tiany ny mpianatra Vavolombelona valo, araka ny didy navoakan’ny Fitsarana Mpanelanelana any Karongi. Hanafoana ny fanavakavahana fivavahana ao amin’ireo sekoly any Rwanda ve izany?