Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

23 JANOARY 2015
ROSIA

Nofoanan’ny Fitsarana Tampony ny Fikambanan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Samara

Nofoanan’ny Fitsarana Tampony ny Fikambanan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Samara

Nisy didim-pitsarana navoakan’ny fitsarana ambany kokoa hoe tsy ekena ho ara-dalàna intsony ny Vavolombelon’i Jehovah any Samara, any Rosia. Nohamafisin’ny Fitsarana Tampon’ny Federasionan’i Rosia io didy io tamin’ny 12 Novambra 2014. Inona no dikan’izany? Inona no mety ho vokatr’izany eo amin’ireo Vavolombelon’i Jehovah any Rosia?