Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

15 SEPTAMBRA 2015
ROSIA

Famerenam-pitsarana An’ireo Vavolombelona any Taganrog: Rahoviana no Hifarana ny Tsy Rariny?

Famerenam-pitsarana An’ireo Vavolombelona any Taganrog: Rahoviana no Hifarana ny Tsy Rariny?

Kely sisa dia hifarana ny famerenam-pitsarana an’ireo Vavolombelona 16 any Taganrog. Voampanga izy ireo satria fotsiny hoe manaraka ny fivavahany, ka roa taona mahery no efa nitsarana azy ireo. Mety higadra sy handoa vola be ny sasany aminy. Misy vokany ratsy eo amin’ireo Vavolombelona ilay fitsarana, satria mitarazoka loatra. Inona no hitranga raha voaheloka izy ireo?