Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

VAOVAO ARA-PITSARANA SY ZON’OLOMBELONA

Rosia

18 JOLAY 2017

Nohamafisin’ny Fitsarana Tampon’i Rosia Ilay Didim-pitsarana Manameloka ny Vavolombelon’i Jehovah

Nolavin’ny Fitsarana Tampon’i Rosia ny fangatahan’ny Vavolombelon’i Jehovah, ary nohamafisiny ilay didy navoakany tamin’ny tamin’ny 20 Aprily. Nitaraina tany amin’ny CEDH sy ny Komitin’ny ONU Miaro ny Zon’olombelona ny Vavolombelona.

16 JONA 2017

Mijaly ny Vavolombelon’i Jehovah any Rosia Noho Ilay Didim-pitsarana Navoakan’ny Fitsarana Tampony

Lasa ratsy laza ny Vavolombelon’i Jehovah noho ilay didy nivoaka, ary vao mainka sahy mampijaly azy ireo ny olona sy ny manam-pahefana.