Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

MANERAN-TANY

Vavolombelon’i Jehovah Gadraina Noho ny Finoany (Isaky ny Tany)

Vavolombelon’i Jehovah Gadraina Noho ny Finoany (Isaky ny Tany)

Vavolombelon’i Jehovah nogadraina noho ny finoany talohan’ny Oktobra 2016

TANY

ISA

ANTONY

Érythrée

54

  • Tsy manao miaramila

  • Asa ara-pivavahana

  • Tsy fantatra

 

Korea Atsimo

395

  • Tsy manao miaramila

 

Singapour

13

  • Tsy manao miaramila

 

Turkménistan

2

  • Tsy manao miaramila

 

Tontaliny

464

 

Milaza ny Andininy Faha-18 amin’ny Fifanarahana Iraisam-pirenena Momba ny Zo Sivily sy Politika fa anisan’ny zo fototra ananan’ny olona ny “zo haneho hevitra sy hanaraka ny feon’ny fieritreretana ary hanana fivavahana.” * Gadraina sy ampijalina anefa ny Vavolombelon’i Jehovah, any amin’ny tany sasany, rehefa mampihatra an’io zo fototra io. Tovolahy tsy mety manao miaramila noho ny feon’ny fieritreretany ny ankamaroan’ireo migadra ireo. Ny hafa kosa gadraina satria fotsiny hoe nanao zavatra mifandray amin’ny fivavahany.

^ feh. 23 Jereo koa ny Andininy Faha-18 amin’ny Fanambarana Iraisam-pirenena Momba ny Zon’olombelona, sy ny Andininy Faha-9 amin’ny Fifanarahana Eoropeanina Momba ny Zon’olombelona.