Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

2 JOLAY 2015
KOREA ATSIMO

Rahoviana Izy Ireo vao Tsy Hogadraina Intsony?

Rahoviana Izy Ireo vao Tsy Hogadraina Intsony?

Tovolahy 18 000 mahery izay no efa nomelohin’i Korea Atsimo higadra, tato anatin’ny 60 taona, ary maherin’ny 35 000 taona an-tranomaizina ny sazin’izy ireo. Tsy mety manao miaramila mantsy izy ireo noho ny feon’ny fieritreretany. Hiova hevitra ve i Korea Atsimo eo amin’io resaka io? Mety hohajain’i Korea Atsimo ihany ve ny zon’ireo tsy mety manao miaramila noho ny feon’ny fieritreretany? Ary eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, ahoana no fiheverana an’ireo tsy manao miaramila noho ny feon’ny fieritreretany? Aseho amin’ity video ity hoe nahoana i Korea Atsimo no latsaka an-katerena.