Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

VAOVAO ARA-PITSARANA SY ZON’OLOMBELONA

Korea Atsimo

9 JONA 2017

Miaiky ny Fitsarana any Korea Atsimo fa Manan-jo Tsy Hanao Miaramila ny Olona

Namoaka didy ny fitsarana any Korea Atsimo fa tsy tokony havoaka ao amin’ny Internet ny anaran’ireo tsy mety hanao miaramila noho ny feon’ny fieritreretany.

13 JOLAY 2016

Mbola Nandefa Fitarainana Indray Ireo Vavolombelon’i Jehovah Migadra any Korea Atsimo

Mbola managadra an’ireo Vavolombelona tsy manaiky hanao miaramila ihany i Korea Atsimo, nefa ry zareo manan-jo hanaraka an’izay fivavahana tiany sy izay lazain’ny feon’ny fieritreretany.