Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

VAOVAO ARA-PITSARANA SY ZON’OLOMBELONA

Kirghizistan

2 MARTSA 2015

Hisy Amin’izay ve ny Fahalalahana Ara-pivavahana any Kirghizistan?

Nilaza ny Fitsarana Tampony any Kirghizistan tamin’ny 24 Desambra 2014 fa afaka miresaka ny zavatra inoany amin’ny hafa ny mponina rehetra any, anisan’izany ny Vavolombelon’i Jehovah. Hahazo fahalalahana amin’izay àry ve ny Vavolombelona any amin’ny faritra atsimon’io firenena io?

5 NOVAMBRA 2014

Manome Fahalalahana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Fitsarana Tampon’i Kirghizistan

Tamin’ny 4 Septambra 2014, dia neken’ny Repoblikan’i Kirghizistan ilay fifanarahana iraisam-pirenena momba ny zon’olombelona, ka lasa ara-dalàna ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah eran’io firenena io.