Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

VAOVAO ARA-PITSARANA SY ZON’OLOMBELONA

Azerbaïdjan

11 DESAMBRA 2015

Nosazina sy Nogadraina i Rashad Niftaliyev fa Nanatrika Fotoam-pivavahana

Fanindroany amin’izao izy no nosazina tato anatin’ny herintaona sy roa volana. Tsy misy lalàna mandrara ny fanatrehana fotoam-pivavahana anefa any Azerbaïdjan.