Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

28 MARTSA 2018
MALAWI

Ezaka Manokana Hanoratana Taratasy Hanohanana ny Rahalahintsika any Rosia—Avy any Malawi

Ezaka Manokana Hanoratana Taratasy Hanohanana ny Rahalahintsika any Rosia—Avy any Malawi

Henoy ny fitantaran’ny rahalahy sy anabavy any Malawi, izay nandray anjara tamin’ilay ezaka manokana fanoratana taratasy natao vao haingana. Maro amin’izy ireo no nahatsiaro an’ilay ezaka manokana natao ho azy ireo talohan’ny 1980.