Vaovao Iraisam-pirenena

12 NOVAMBRA 2021

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2021) #9

Mizara hevitra mampahery sy fitantarana momba an’ireo fiangonana asaina manandrana miverina mivory any amin’ny Efitrano Fanjakana ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana.

1 OKTOBRA 2021

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2021) #8

Mizara vaovao sy mampahafantatra antsika ny andinin-teny ho an’ny taona 2022 ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana.