Arzantina

25 FEBROARY 2020

Tranombakoka Vaovao any Amin’ny Sampan’i Arzantina

Misy fampirantiana roa ao, izay mitondra ny loha hevitra hoe “Tahafo ny Finoany” sy hoe “Maharitra Mandrakizay ny Teninao.”