Hijery ny anatiny

Vakio ato ny vaovao momba ny Vavolombelon’i Jehovah. Misy adiresy sy fanazavana ho an’ny mpanao gazety sy mpahay lalàna koa ato.

Vaovao ho An’ny Mpanao Gazety

Lahatsoratra sy video momba ny vaovao mahakasika ny Vavolombelon’i Jehovah maneran-tany.

Vaovao Ara-pitsarana

Raharaha ara-pitsarana sy momba ny zon’olombelona, mahakasika ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany.

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2022) #3

Miresaka hevitra vitsivitsy hanampy antsika tsy hitebiteby be amin’ilay ady any Eoropa Atsinanana ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana.

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2022) #2

Ho hitanao ato ny tatitra ataon’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana momba an’ireo rahalahy sy anabavintsika tsy mivadika na dia iharam-pitsapana aza.