Boligaria
Vavolombelon’i Jehovah any Boligaria
-
Vavolombelon’i Jehovah
—2 953 -
Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
—57 -
Mpanatrika ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy
—6 475 -
Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina
—1 isaky ny 2 226 -
Mponina
—6 448 000
Manameloka ny Fanavakavahana Fivavahana ny Vaomiera any Boligaria
Voasazy handoa lamandy betsaka kokoa noho ny mahazatra ny tele SKAT sy ny mpanao gazetiny roa, satria nandefa fandaharana nampirisika ny olona hahery setra sy hankahala ny Vavolombelon’i Jehovah.