Malagasy
Fotoana Niavaka: Azerbaïdjan
/assets/ct/2fee4a8a5e/images/syn_placeholder_sqr.png

AZERBAÏDJAN

Fotoana Niavaka Tany Azerbaïdjan

Fotoana Niavaka Tany Azerbaïdjan
  1. 29 JANOARY 2010: Nolavin’ny Komitim-panjakana Misahana ny Fikambanana Ara-pivavahana ny hanoratana ara-panjakana indray ny Vavolombelon’i Jehovah

  2. 8 MEY 2009: Novan’ny fitondrana ny lalàny mahakasika ny Fahalalahana Momba ny Zavatra Inoana Ara-pivavahana, ka nasaina niverina nisoratra ara-panjakana ny fivavahana rehetra

  3. 7 FEBROARY 2002: Naverina nosoratana tany amin’ny Komitim-panjakana Misahana ny Fikambanana Ara-pivavahana indray ny Fikambanana Ara-pivavahan’ny Vavolombelon’i Jehovah tany Bakou

  4. 25 JANOARY 2001: Tafiditra ho fanjakana faha-43 mpikambana ao amin’ny Filan-kevitra Eoropeanina i Azerbaïdjan

  5. 22 DESAMBRA 1999: Nosoratan’ny Minisiteran’ny Fitsarana ho ara-panjakana ny Fikambanana Ara-pivavahan’ny Vavolombelon’i Jehovah tany Bakou