Hijery ny anatiny

Adiresy sy Fanazavana

 

Bokikely Misy Fanazavana Maneran-tany

Manampy ny manam-pahefana, fikambanana miaro ny zon’olombelona ary mpiasan’ny fitsarana ireto bokikely ireto rehefa mandamina raharaha momba ny fivavahan’ny Vavolombelon’i Jehovah maneran-tany.

Tahirim-panazavana Momba an’i Eoropa

Fanazavana ho an’ny manam-pahefana sy izay miasa amin’ny fiarovana ny zon’olombelona na amin’ny fitsarana any Eoropa.