FANAZAVANA HO AN’NY MPITSABO

Monténégro

Malagasy
Monténégro
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1011488/univ/art/1011488_univ_sqr_xl.jpg

Tompon’andraikitra eo An-toerana

Antsoy ny tompon’andraikitry ny Komity Mifandray Amin’ny Hopitaly ao amin’ny taninao. Afaka miantso an’io sampan’asa io foana ny dokotera mitsabo Vavolombelon’i Jehovah, na andro na alina. Azo atao koa ny mandamina famelabelarana maimaim-poana, na ho an’olona iray izany na ho an’olona maromaro ao amin’ny toeram-piasanao.

Monténégro

 

Raha tsy mandeha ny nomerao etsy ambony dia mifandraisa amin’ny Biraonay Iraisam-pirenena raha mila fanampiana hafa.