Malagasy
Teknika Fitsaboana Tsy Misy Fampidiran-dra Raha Manao Hemôrazia Be ny Vavony na Tsinay
/assets/ct/a63ae92c98/images/syn_placeholder_sqr.png

FANAZAVANA MOMBA NY FITSABOANA

Teknika Fitsaboana Raha Manao Hemôrazia Be ny Vavony na Tsinay: Ezahana ho Ampy Ra Tsara sy Tsy ho Very Ra Be Nefa Tsy Ilana Fampidiran-dra

Teknika Fitsaboana Raha Manao Hemôrazia Be ny Vavony na Tsinay: Ezahana ho Ampy Ra Tsara sy Tsy ho Very Ra Be Nefa Tsy Ilana Fampidiran-dra

Hitanao ao ny fanazavana voafaritra tsara momba ny teknika fitsaboana tsy misy fampidiran-dra raha mandeha ra be ny lalan-kanina, na vavony, na tsinay. Misy rohy mankany amin’ny loharanon-kevitra azo antoka 500 mahery koa ao.