Malagasy
Teknika Fitsaboana Tsy Misy Fampidiran-dra: Vehivavy Marary sy Bevohoka
/assets/ct/a63ae92c98/images/syn_placeholder_sqr.png

FANAZAVANA MOMBA NY FITSABOANA

Teknika Fitsaboana Vehivavy sy ny Taovam-pananahany: Ezahana ho Ampy Ra Tsara sy Tsy ho Very Ra Be Nefa Tsy Ilana Fampidiran-dra

Teknika Fitsaboana Vehivavy sy ny Taovam-pananahany: Ezahana ho Ampy Ra Tsara sy Tsy ho Very Ra Be Nefa Tsy Ilana Fampidiran-dra

Hitanao ao ny famintinana ny teknika fitsaboana tsy misy fampidiran-dra amin’ny vehivavy bevohoka na manana aretim-behivavy. Azo ampiasaina ny fanazavana ao mba hisorohana ny fahaverezan-dra be aorian’ny fiterahana sy hiomanana amin’izay tokony hatao raha mitranga izany. Misy rohy mankany amin’ny loharanon-kevitra an-jatony koa ao.