Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

4 JOLAY 2016
INONA NY VAOVAO?

Nohavaozina ny Pejy Misy ny Video ato Amin’ny JW.ORG

Nohavaozina ny Pejy Misy ny Video ato Amin’ny JW.ORG

Ireto avy ny fanavaozana natao ao amin’ny pejy misy ny video ato amin’ny jw.org:

  • Hita ao daholo ny video ato amin’ny jw.org.

  • Azo atao ny mikaroka video, ho an’ny fiteny sasany.

  • Sokajina arakaraka ny karazany ireo video, mba hitovy amin’ny ao amin’ny JW Library sy ny ao amin’ny Video Rehetra ao amin’ny Tele JW.

Raha te hahita an’io pejy nohavaozina io ianao, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY > VIDEO, na tsindrio ilay hoe Hikaroka Video ao amin’ny pejy fandraisana ato amin’ny jw.org, na tsindrio ilay hoe Video eny amin’ny farany ambany amin’ny pejy rehetra ato amin’ny jw.org.

Hijery an’ilay pejy nohavaozina misy ny video.