Tsy Hisy Intsony ny Rakitra AAC

Tsy hisy intsony ato amin’ny jw.org ny rakitra AAC, manomboka ny 2 Mey 2016. Raha nanao famandrihana tamin’ny podcast ianao mba hahazoana Ny Tilikambo Fiambenana na Mifohaza! amin’ny rakitra AAC, dia mila manao famandrihana vaovao mba hahazoana azy ireo amin’ny rakitra MP3. Mankanesa ao amin’ny ZAVATRA MISY > GAZETY, ary tsindrio ny rohy PODCASTS.