Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

1 NOVAMBRA 2016
INONA NY VAOVAO?

Tsy Havoaka Amin’ny Endrika MOBI Intsony ny Boky sy Gazety

Tsy Havoaka Amin’ny Endrika MOBI Intsony ny Boky sy Gazety

Tsy misy zavatra amin’ny endrika MOBI intsony ato amin’ny jw.org nanomboka tamin’ny 3 Oktobra 2016. Raha mampiasa Amazon Kindle ianao ka te hahazo boky sy gazety, dia ataovy ny iray amin’ireto:

  • Alaivo ao amin’ny JW Library ilay izy. Azo alaina maimaim-poana ao amin’ny toerana fakana programa an’ny Amazon io programa io.

  • Alaivo ao amin’ny jw.org amin’ny endrika PDF ilay izy. Raha manao famandrihana Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! amin’ny endrika MOBI ianao izao, dia manaova famandrihana vaovao amin’ny endrika PDF. Midira ao amin’ny ZAVATRA MISY > GAZETY, ary tsindrio ilay hoe PODCASTS.